Manoro làlana ireo vahoakany i Mpaminany (S.A.W), amin'ny fitadiavana fiaraovana sy fialofana mahasoa izay hahatonga ny olona rehetra tsy hatahotra re...
Tatitra azo avy tamin'i Abi Homaidi na Abi Osaidi niteny nilaza izy : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Raha miditra ao amin'ny moske ny iray a...
Nanoro hevitra ny vahoakany ny Mpaminany (S.A.W) ho amin'ny Doan izay tenenina rehefa miditra ao amin'ny moske : (Allah ô! Sokafy ho ahy ny varavaran'...
Tatitra azo avy amin'i Jabir Bin Abdillah (R.A), fa izy nandre an'i Mpaminany (S.A.W) niteny hoe : “Rehefa miditra ny tranony ny olona iray ka manonon...
Nandidy amin'ny fanononana ny anaran'Allah ny Mpaminany (S.A.W), rehefa miditra ao an-trano sy alohan'ny hisakafo, ary raha manonona an'Allah izy amin...
Tatitra azo avy amin'i Jabir Bin Abdillah (R.A), fa izy nandre an'i Mpaminany (S.A.W) niteny hoe : “Rehefa miditra ny tranony ny olona iray ka manonona ny anaran’Allah eo am-pidirana sy eo am-pihinanana, dia holazain’i Satana hoe : Tsy manana toerana hatoriana ianareo na hisakafoanana ny alina. Fa raha niditra ny trano ka tsy nanonona ny anaran'Allah, dia hoy i Satana : “Afaka matory ato ianaeo mandritry ny alina, ary raha tsy nanonona ny anaran’Allah teo am-pisakafoana izy, dia hoy satana : “Afaka matory ato ianareo ary afaka misakafo hariva”.