- Amporisihina ny manao izany Doan izany rehefa miditra sy mivoaka ny moske.
- Natokana ho amin'ny fidirana ny fanononana ny famindram-po, ary ny hatsarana ho amin'ny fivoahana : raha ny tena izy dia ilay miditra dia ho variana amin'izay zavatra hanakaikaizany kokoa an'Allah sy ny Paradisany, ka mendrika ho azy ny manonona ilay famindram-po, ka rehefa mivoaka izy dia miezaka mafy eto an-tany mitady ny fanomezan’Allah ny fivelomana, ka mifanaraka amin'ny fanononany ny soa.
- Ireo tonombavaka ireo dia lazaina rehefa miditra ao amin'ny moske sy rehefa mivoaka avy ao aminy.