The Encyclopedia of Ar-Rahman's Guests

Selected material for Pilgrims and Um-rah teaching it in languages of the world

Selected content

FAMINTINANA Ny fomba sy ny fitsipiky ny fitsidihana ny Moskean'ny Mpaminany
FAMINTINANA Ny fomba sy ny fitsipiky ny fitsidihana ny Moskean'ny Mpaminan...
More

Selected Quranic verses

Selected prophetic hadiths

Tatitra azo avy amin'i Ibn Omar (R.a) fa izy naheno olona iray niteny manao hoe : "Tsia!! Mianiana aho amin'ny KAABA, dia niteny i Ibn Omar (R.A) : ts...
Mampahafantatra i Mpaminany (saw) fa na iza na iza mianiana amin'ny hafa ankoatra ny anaran'I Allah sy ny toetoetrany dia tsy mino an'I Allah na nanom...
Tatitra azo avy amin'i Ibn Abbas (R.A) : Ireo vahoaka mpanompo sampy efa namono olona im-betsaka sy nijangajanga be dia be, ka tonga nanatona an'ny mp...
Nisy lehilahy mpanompo sampy nanatona ny Mpaminany (S.A.W) ary efa be dia be ny vonoan'olona sy ny fijangajangana nataony, dia hoy izy ireo tamin'ny M...
Tatitra azo avy tamin'i Houssain (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) : “Tsy anisany miaraka aminay iza manao sikidy, na nampanao sikidy ho azy, na izay...
Nampitandrina ireo vahoakany mpanao zavatra hafahafa i Mpaminany (S.A.W) tamin'ny teniny manao hoe : "Tsy anisany miaraka aminay", Ireto avy izany :...
Tatitra azo avy tamin'i Shaddad bin Aosi (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) : Lehiben'ny fangataham-pamelana dia ny fitenenana hoe : Allahoumma Anta R...
Manambara ny Mpaminany (S.A.W) fa ny fangataham-pamelan-keloka dia misy teny tenenina, ary ny tsara sy ny lehibe indrindra amin'izany dia ny filazan'n...
Tatitra azo avy amin'i Abdollahi bin Maso’di (R.A) niteny izy: Nanontany an'ny Mpaminany (S.A.W) aho hoe : asa inona no tena tian'Allah? Hoy izy : “...
Nanontaniana ny Mpaminany (S.A.W) hoe : Inona no asa tian’Allah indrindra? Namaly izy : Ny vavaka tsy maintsy atao amin’ny fotoana voatondron’ny lalàn...

Fatwas on Hajj and Umrah

Supplications from the Qur’an and Sunnah