- Ny fangataham-piarovana dia tafiditra ho fanompoana, ary izany dia atao mivantana amin'i Allah na amin'ny anarany na amin' ny toetrany.
- Azo atao ny mitady fiarovana amin’ny tenin’Allah, satria anisan’ny toetrany izany, fa tsy toy ny fangatahana fiarovana amin’ny zavaboary rehetra, dia fanompoan-tsampy.
- Hatsaran'ity Doa'n ity sy ny fahasoavany.
- Ny fanamafisana ny fiarovan-tena amin'ny tonombavaka dia antony iray hiarovana ny mpanompo amin'ny ratsy.
- Fanafoanana ny fitadiavana fiarovana amin'ny hafa ankoatra an'Andriamanitra, toy ny jiny, ny mpanao ody, ny mpamosavy, sy ny hafa.
- Ny maha-ara-dalàna an'ity Douan ity ho an'ny olona mijanona ao an-trano na mandehandeha.