- Tsara ny fanaparitahana ny fiarahabana eo amin'ny samy mpino silamo, fa raha ny amin'ny tsy mpino silamo kosa dia tsy tokony hanomboka amin'ny fiarahabana azy, ary raha miarahaba izy amin'ny teny hoe : Fiadanana ho anareo, dia tokony ho valiana izy amin'ny teny hoe : ianao koa.