- Fahazoana valisoa ny fiantohana ny ankohonana.
- Ny mpino dia manantena hatrany ny valisoa amin'izay zavatra rehetra ataony nohon'ny Tompo Allah, ary hahazo valisoa avy any amin'i Tompo Allah.
- Ilaina ny manana finiavana tsara sy madio amin'ny asa soa rehetra atao, ary tafiditra amin'izany fandaniana rehetra amin'ny ankohonana.