- Ny famporisina amin'ny fanomezana sy famoahana swadaka amin'ny làlan'ny Tompo Allah.
- Ny fandaniam-bola amin’ny asa soa sy fiantrana dia iray amin’ireo antony lehibe indrindra hahazoan'ny olona fahasoavana amin'ny anjarampivelomany ary hampitomboana izany, no sady mbolo honeran’Allah amin'ny mpanompony izay laniny.
- Io hadith io dia notantarain'ny Mpaminany (S.A.W) avy amin'ny Tompony, ka antsoina hoe hadith AL-QUOUDSI (masina) na koa avy amin'Allah, satria avy amin'Allah ny teny sy ny heviny, saingy tsy manana lanja sy toerana mitovy amin'ny CORAN izay manavaka azy amin'ny zavatra hafa rehetra, toy ny fanompoam-pivavahana amin'ny alàlan'ny famakiana azy, ny fanadiovana, ny fanamby, ny fahagagana, sy ny sisa.