- Tsara ny soalat roa raka'at ho fiarahabana ny moske alohan'ny hipetrahana.
- Ity didy ity dia natao ho an'izay te hipetraka, fa izay miditra ao amin'ny moske kosa ary mivoaka alohan'ny hipetrahana dia tsy voakasik'izany didy izany.
- Raha miditra ao amin'ny moske ny mpivavaka iray ka eo am-panaovana swalat ny olona dia ampy tsy hanaovany ny soalat roa raka'at ny fidirany miaraka amin'izy ireo ao anaty soalat.