- Tsara ny mamaky io tonom_bavaka io aorian'ny vavaka dimy isan'andro.
- Ity tonom_bavaka ity dia antony hamelana ny fahotana.
- Lehibe ny fahasoavana sy ny famindram-po ary ny famelan-keloka avy amin’I Allah Ilay Tsitoha.
- Ity tonom_bavaka ity dia anton'ny famelana ny fahotana, ary ny tiana ho lazaina dia ny hoe : fanafoanana ny ota madinika, fa ny amin'ny fahotana lehibe kosa dia tsy misy afaka manafoana izany afa-tsy ny fibebahana.