- Tsara ny fanaovana sy fifikirana amin'ity Zikry ity isaky ny avy mivavaka in-dimy isanandro.
- Ny silamo dia mitazona tsara sy mirehareha amin'ny fivavahany ary manao ny fombafombany rehetra, na dia mankahala azy aza ireo tsy mpino.
- Rehefa hita amin'ny Hadith ny Teny hoe : "aorian'ny Soalat", rehefa tsy hita eo Aminy ny hoe Zikyr dia midika fa aorian'ny Salam, raha Doa'n kosa dia alohan'ny Salam.