- Misy fomba fanao efatra ho an'ny olona tarihina manoloana ny imam: telo amin'izany no voarara, dia ny hoe : mandeha alohany, miaraka aminy ary tara be. Ny azo atao : dia ny manaraka ny imam.
- Voadidy amin'ny olona tarihina ny fanarahana ny mpitarika amin'ny soalat.
- Ny fandrahonana hanova ny tavan'olona mampiakatra ny lohany aloan'ny mpitarika ho endriky ny apondra dia azo atao, ary izany dia anisan'ny fiovana endrika ratsy indrindra.