- Ny maha zava-dehibe ny fikolokoloana ny soalat atao, sy ny fanatanterahana ireo andriny miaraka amin’ny fitoniana sy fifantohan-tsaina.
- Ny famaritana ny olona tsy miondrika sy miankohoka tsara araka ny tokony ho izy ho mpangalatra, mba ho fampitandremana ny amin'izany sy ho fanairana amin'ny tsy mampety azy.
- Tsy maintsy totosaina araka ny tokony ho izy ny fiondrefana sy ny fiankohofana mandritra ny soalat ary ny eo amin'ny fijoroana mahitsy rehefa avy nanao azy roa.