- Ny maha-zava-dehibe ny fifatoham-po eo am-pivavahana fa ny satana dia miezaka ny handrebireby sy hametraka fisalasalana momba izany.
- Amporisihina ny hitady fiarovana noho ny satana rehefa mibitsibitsika mandritra ny vavaka izy, sady mandrora miankavia in-telo.
- Manazava ny zavatra nataon'irezo mpanaradia (R.A), amin'ny ny fiverenana amin'ny Mpaminany (S.A.W) momba ny olana nanjo azy ireo, mba hahafahany mamaha izany ho azy ireo.
- Velona ny fon'ireo mpanaradia, ary ny any ankoatra no nimatimatesan'izy ireo.