- Mamporisika ny mpino silamo mba hazoto amin’ny vavaka tsy maintsy atao sy ny vavaka an-tsitrapo, satria tafiditra ao anatin’izany ny fiankohofana.
- Fanambarana ny fahatakaran'ireo mpanara_dia sy ny fahalalan'izy ireo fa ny Paradisa dia azo - aorian'ny famindram-pon'I Allah - raha tsy amin'ny alalan'ny asa.
- Ny fiankohofana amin'ny vavaka dia iray amin'ireo antony hampiakarana ny voninahitra, sy famafana ny fahotana.