- Io fangataham-piarovana io dia iray amin’ireo Doan lehibe sy manan-danja indrindra amin’ny Doan, satria tafiditra ao anatin’izany ny fangataham-piarovana amin’ny faharatsiana ety an-tany izao sy ny any ankoatra.
- Voaporofo ny fanasazina ao am-pasana ary tena misy tokoa izany.
- Ny loza ateraky ny fitsapana sy ny maha zava-dehibe ny fitadiavana ny fanampian’Allah ary ny Doan mba ho avotra amin’izany.
- Voporofo ny hipoiran’ny mesia sandoka sy ny halehiben’ny fitsapana entiny.
- Tsara ny manao izany Doan izany aorian'ny tashahhod farany.
- Tsara ny manao Doan rehefa avy nanao asa soa.