- Ny fotoana hanaovana an'izany tashahhod izany dia ny fipetrahana aorian'ny fiankohofana farany amin'ny soalat rehetra, ary aorian'ny rakat faharoa amin'ny Soalat telo rakat sy efatra.
- Ny Attahyato dia tsy maintsy atao eo amin'ny Tashahhod, ary azo atao ny mitanisa ny iray amin'ireo teny ao amin'ny Tashahhod, izay voaporofo fa avy tamin'ny Mpaminany (S.A.W).
- Azo atao ny manao Doan izay tiana atao ao anatin'ny Swalat raha toa ka tsy misy fahotana ny aminy.
- Tsaratsara ny manomboka ny doan ho an'ny tena manokana mialohan'ny hafa.