i Mpaminany (S.W.A) dia miteny eo anelanelan'ny fiankohofana roa hoe : "Allahomma- ghfirlì, warhamnì, wa à'finì, wahdinì, warzoqnì
Tatitra azo avy amin'i Ibn Abbas (R.A) : i Mpaminany (S.W.A) dia miteny eo anelanelan'ny fiankohofana roa hoe : "Allahomma- ghfirlì, warhamnì, wa à'finì, wahdinì, warzoqnì".
Notantarain'I Abo Daòd, Al-Tirmizì, Ibn Màjah ary Ahmad
Explanation
i Mpaminany (S.W.A) dia mangataka eo anelanelan'ny fiankohofana roa amin'ny Soalat amin'ireto fangatahana dimy izay tena ilain'ny mpino ireto, izay mandrakotra ny hatsarana eto an-tany sy ny any an-koatra, fangatahana famelan-keloka sy sy fanafoanana ny ota ary ny fanambelana izany, ary fangatahana indrafo, sy ny fiarovana amin'ny fakam-panahy sy ny aretina, ny fangatahana ny fahitsina sy ny fifikirana amin'izany ary ny anjara amin'ny finoana sy ny fahalalana ary asa soa sy ny harena madio.
Hadeeth benefits
Azo atao ny miteny ity Douan ity eo anelanelan'ny fiankohofana roa.
Fahasoavan'ity Doa'n ity dia mandrakotra ny hatsara eto an-tany sy ny any ankoatra.
Share
Use the QR code to easily share the message of Islam with others