/ Ny Mpaminany (S.A.W) dia niteny teo anelanelan'ny fiankohofana roa : "Rabbighfirli Rabbighfirli - Tompoko ô!, Mamelà ahy, Tompoko ô!, Mamelà ahy

Ny Mpaminany (S.A.W) dia niteny teo anelanelan'ny fiankohofana roa : "Rabbighfirli Rabbighfirli - Tompoko ô!, Mamelà ahy, Tompoko ô!, Mamelà ahy

Tatitra azo avy tamin'i Hozaifa (R.A) : Ny Mpaminany (S.A.W) dia niteny teo anelanelan'ny fiankohofana roa : "Rabbighfirli Rabbighfirli - Tompoko ô!, Mamelà ahy, Tompoko ô!, Mamelà ahy."
Notantarain'i Abo Daòd, Al-Nasàì, Ibn Màjah, ary Ahmad

Explanation

Ny Mpaminany (S.A.W) dia niteny teo anelanelan'ny fiankohofana roa : "Rabbighfirli Rabbighfirli - Tompoko ô!, Mamelà ahy, Tompoko ô!, Mamelà ahy." Ary naverimberiny izany. Ny dikan’ny hoe “Rabbighfirli" -Tompo ô! Mamelà ahy- dia ny fangatahan'ny mpanompo iray amin'ny Tompony mba hamela sy hanafina ny heloka vitany.

Hadeeth benefits

  1. Ny maha-ara-dalàna an'io Doan eo anelanelan'ny fiankohofana roa amin'ny soalat tsy maintsy atao sy ny an-tsitrapo.
  2. Tsara ny mamerina ilay teny hoe : Tompo ô! Mamelà ahy, ary tsy maintsy miteny izany indray mandeha farafahakeliny.