- Manazava izay tokony holazain'olona mpivavaka rehefa manandratra ny lohany avy nihondrika izy.
- Ny maha-ara-dalàna ny fahamaotinana sy ny fahatoniana aorian'ny fitsanganana amin'ny fiankohofana; Satria tsy afaka miteny io dhikr io izy raha tsy mahitsy sy tony tanteraka.
- Ity tonombavaka ity dia azo atao amin’ny soalat rehetra, na soalat voadidy izany na an-tsitrapo.