- Ny loza ateraky ny tsy fanatrehana ny soalat miaraka amin'ny vondron'ny mpino silamo (djamant) any amin'ny moske.
- Ireo mpihatsaravelatsihy dia tsy mikasa ny hanao fanompoana afa-tsy noho ny fireharehana sy ny laza, ka tsy tonga mivavaka izy ireo raha tsy rehefa hitan’ny olona.
- Lehibe ny valisoa ho an’ny vavaka Isha sy Fajr miaraka amin’ny maro, ary mendrika ny hanaovana izany na dia mandady aza.
- Fifikirana ny vavaka Icha sy Fajri mba mba ho fiaro amin’ny fihatsarambelatsihy, ary ny tsy firaharahana izany dia anisan’ny toetran’ny mpihatsaravelatsihy.