- Fanazavana ny maha zava-dehibe ny soalat sy ny tsy fanaovana tsirambina ny fanatanterahana azy sy ny fanefana izany.
- Tsy azo atao ny manao fanahiniana amin'ny fanemorana ny fanaovana ny soalat mihoatra ny fotoana voatondro, raha tsy misy fialan-tsiny azo ekena.
- Tsy maintsy atao ny mivavaka ho an’ny olona nanadino raha mahatsiaro ary ny matory rehefa mifoha.
- Tsy maintsy atao avy hatrany ny fanefana ny soalat, na dia amin’ny fotoana voarara aza.