- Famporisina amin'ny fifikirana ny fanaovana Swalat Asri amin'ny voaloham-potoana sy ny fiazakazana amin'izany.
- Ny fandrahonana mafy ho an'izay manao tsirambina ny vavaka tolakandro (Swalat Asri) sy ny tsy fanaovana azy amin'ny fotoana mahamety azy dia lehibe noho ny tsy fanaovana vavaka hafa, satria io no vavaka afovoany voafaritra manokana ao amin'ny bokin'i Allah ilay Tsitoha: (Aoka ianareo hitandro mandrakariva ireo vavaka fanompoana Swalat, indrindra ny vavaka fanompoana afovoany) [Al-Baqarah: 238].