- Fampitandremana fatratra manoloana an'ny fanompoan-tsampy amin'ny fomba sy endriny rehetra; ary izany indrindra dia sakana lehibe eo amin’ny fomba fandraisana ny asa vita.
- Fahatsapana ny haren'i Tompo Allah sy ny fahalehibeazany, izay manampy amin’ny fahadiovam-po amin’ny asa.