- Mamporisika ny mpino silamo mba hanao Zikr amin'ny faran'ny alina.
- Tsy mitovy lanjan'ny samy fotoana hoentina hanaovana zikr sy hataka ary ny vavaka.
- Nilaza i Mirk : Momba ny maha-samihafa ny teniny hoe : “Ny fotoana maha akaiky ny Tompo amin’ny mpanompo” sy ny teniny hoe : “Ny maha akaiky ny mpanompo amin’ny Tompony dia rehefa izy miankohoka” : Ny tiana ho lazaina eto dia ny fanazavana ny fotoana maha akaiky kokoa ny Tompo amin’ny mpanompo, dia ny matonalina, ary ny tiana ho lazaina ery dia ny fanazavana ny toetoetra maha akaiky ny mpanompo amin’ny Tompo, dia izy eo am-piankohofana.