- Ny takbir dia tononina isaky ny midina sy mitraka, afa-tsy amin'ny fitrakana avy tamin'ny fihondrehana, ka amin'izany dia miteny izy hoe: "Samiallaho Liman hamidah" - Mandre izay midera Azy i Allah".
- Fikirizan'ireo mpanaradian'ny Mpaminany (S.A.W) tamin'ny fanarahana an'ny Mpaminany (S.A.W) sy ny fitaihirizana ny fomba amam-panaony.