- Tsy mahasolo ny famakiana Soratol-fatiha ny sorat hafa ankoatrany raha mahavita mamaky azy
- Fahasimban'ny rakat izay tsy namakiana soratol-fatiha, na fanahiniana izany na tsy fahaizana na fahadinoana, satria izy dia andry, ireo andry rehetra dia tsy azo avela mihitsy.
- Azon'ny olona tarihina atao ny tsy mamaky soratol-fatiha raha toa ka nahatratra ny mpitarika eo am-piondrehana izy