- Famakina mangina ny fangatahana fanokafana, na dia amin'ny vavaka tsy mamoaka feo.
- Fanirian'ireo mpanaradia hahalala ny toe-piainan'ny irak'I Allah amin'ny fihetsiny sy ny fonenany rehetra.
- Efa niseho amin'ny endrika hafa koa ny fangatahana fanokafana, ary tsara kokoa raha manaraka ny fangatahana voatonona sy voaporofo avy amin'ny Mpaminany (S.A.W), ary miteny ity izy indraindray ary miteny hafa izy amin'ny andro hafa.