- Ny fampiononana ny fo dia azo amin’ny alàlan’ny soalat, Satria misy fiantsoana hataka an'Allah Tsitoha.
- Tsy fankasitrahana ireo izay manao tsirambina ny fanompoana.
- Izay nanatanteraka ny andraikiny tokony ho ataony sy namita ny adidiny amin’izany, dia hahazo fampiononana sy fitoniana amin'alalan'izany ny tenany.