- Fampianarana ireo ankizy momba ny finoana mialohan'ny ho tonga taona, ary anisan'ny tena zava-dehibe amin'izany ny Soalat.
- Famaizana fa tsy fampijaliana no hikapohina azy ireo ka tokony ho kapohina amin’ny fomba sahaza ny tenany.
- Ny lalàna (sharia) dia mifantoka amin'ny fitandroana ny voninahitra, ary manampona ny làlana rehetra mety hitarika amin'ny fahasimbana.