- Ny fahotana dia misy ny kely ary misy ny lehibe.
- Ny sorom_panavotana ho an’ny fahotana madinika dia miankina amin’ny fialana ireo fahotana lehibe.
- Ny fahotana lehibe dia ny fahotana izay misy sazy mihatra eto an-tany, na misy sazy mahery vaika any ankoatra; amin’ny fampijaliana, na amin’ny fahatezerana, na amin’ny fandrahonana, na amin’ny fanozonana ny mpanao ratsy, toy ny fijangajangana sy ny fisotroana toaka.