- Ny soalat mamafa fahotana dia ny soalat notanterahina tsara ny ozò aminy, ary notanterahina tam-pitoniana sy natao mba hamalifalialana an'Allah.
- Ny fahasoavana azo amin'ny fifikirana amin'ny asa fanompoam-pivavahana, ary izany no antony ho famelana ny fahotana madinika.
- Fahasoavana azo amin'ny fanaovana tsara ny Ozò sy ny Soalat am-pitoniana.
- Ny maha-zava-dehibe ny fiatahana ireo fahotana lehibe mba hamafana ireo fahotana madinika.
- Ny fahotana lehibe dia tsy voafafa raha tsy amin'ny fibebahana.