- Ny maha ngeza kokoa ny asa noho ny hafa dia arakaraky ny fitiavan’Allah azy.
- Famporisihana ny mpino silamo hiezaka hanao ny asa tsara kokoa sy ny tsara indrindra.
- Ny valin-tenin’ny Mpaminany (S.A.W) momba ny asa tsara indrindra dia miovaova arakaraka ny fahasamihafan'ny olona sy ny toe-javatra misy azy, ary araka izay mahasoa kokoa ny tsirairay amin'izy ireo.