- Izany fahasoavana izany dia voatokana amin'ny fanalana ny ota madinika, fa ny amin'ny fahotana lehibe kosa dia tsy maintsy mibebaka amin'izany.
- Ny hatsaran'ny fanaovana ny vavaka dimy isan'andro sy ny fitandremana azy eo amin'ny fepetra takina aminy, ny tototra ijoroany, ny tsy maintsy atao ao aminy ary ny Sonnah.