- Voadidy tsy maintsy atao ny Swalat amin'ny Jamaa; Satria ny fahazoan-dàlana dia tsy mety raha tsy ho an'ny zavatra tena tsy azo ialàna sy tsy maintsy atao ihany.
- Ny teniny hoe : "Valio" ho an'izay maheno ny AZANY midika izany ny maha tsy maintsy atao ny Soalat Djamant; Satria ny dia tsy maintsy tanterahina.