- Ny finoana dia misy ambaratonga ka ny andaniny dia mendrika kokoa nohon'ny ankilany.
- Ny Fanekem-pinoana dia teny sy asa ary foto-pinoana.
- Ny fananana ny henatra dia avy amin'ny Tompo Allah ka mitaky : Tsy hahitany anao amin'ireny toerana nadrarany Anao ary hitany mandrakariva amin'ireny toerana izay nandidiny anao.
- Filazana ireny isa dia tsy midika fijanonana amin'izany, fa midika ny hamaron'ny asan'ny finoana, satria ny Arabo dia mety hilaza isan-javatra fa tsy mitady fanafoanana ny ankoatr'izany.