- Misy karazany roa ny fandroana : ny fandroana mety sy fandroana feno. Raha ny amin'ny fandrona mety dia mikasa ny hanadio tena ny olona iray, avy eo manasa ny vatany manontolo amin'ny rano miaraka amin'ny fanasana ny vavany sy ny orony. Raha ny fandrona feno kosa dia mandro izy tahaka ny nataon'ny Mpaminany (S.A.W) nandro toy ny amin'ity hadith ity.
- Ny loto lehibe (Janàba) dia ilazana izay rehetra namoaka tsirinaina, na nanao firaisana, na dia tsy nisy zavatra nivoaka aza.
- Azo ataon'ny mpivady ny mifampijery henatra, sy ny mandro miaraka amin'ny koveta iray.