- Anjara-toeran'Ali Ibn Abi Tàlib (R.A), satria tsy nanakana azy hanontany ny fahamenarana tamin'ny alalan'ny fandefasana olon-kafa.
- Azo atao ny mandefa solon-tena amin'ny fanontaniana zavatra.
- Azon'ny olona atao ny milaza zavatra momba ny tenany izay mahamenatra azy noho ny tombontsoa.
- Ny fahalotoan'ny Madhi, ary ny tsy maintsy hanasana izany eo amin'ny vatana sy ny lamba.
- Ny fivoahan'ny madhi dia isan'ireo zavatra manapaka ozò.
- Tsy maintsy sasana ny filahiana sy ny voany roa, araka ny voalaza ao amin’ny hadith hafa.