- Ny finoana silamo dia liana sy miahy amin'ny fahadiovana.
- Ny fandrona hanao soalat amin'ny andro zoma dia tsara azo antoka.
- Lazaina manokana ny loha, na dia ny filazana ny vatana mahafeno izany; noho ny fanomezana lanja azy.
- Voadidy ho an'izay misy fofona ka mety hanahirana olona ny mandro.
- Ny andro voamarina ho an'ny fanadiovana dia ny zoma; Noho ny fahalebiazany