- Manaporofo ny maha ara-dalàna ny fampiasana ny siwak aorian'ny torimaso alina, satria ny torimaso manova ny fofon'ny vava, ary ny siwak no fitaovana fanadiovana.
- Manamafy ny maha ara-dalàna ny siwak rehefa misy fiovan'ny fofona ratsy eo amin'ny vava, ho fakana ilay voalaza teo aloha.
- Ny maha ara-dalàna ny fahadiovana amin'ny ankapobeny, ary izany dia ao anatin'ny Sonat Mpaminany (S.A.W) sy ny fahalalam-pomba ambony indrindra.
- Ny fanaovana siwak ny vava iray manontolo dia ahitana : ny nify, ny hihy ary ny lela.
- Ny siwak dia tapa-kazo avy amin'ny hazo "Arak" na hazo hafa, ampiasaina hanadiovana ny vava sy ny nify, hanadio ny vava ary hanala ny fofona ratsy.