- Ny fahasoavan'ny fiborosiana ny nify, sy ny famporisihana nataon'ny Mpaminany (saw) ny vahoakany hampiasa izany im-betsaka.
- Ny tsara indrindra amin'ny fiborosina nify dia ny mampiasa ny hazo arak, ary fampiasana ny borosy nify sy ny fanadiovana dia afaka misolo azy.