- Tsara ny miteny hoe: "Ghofranaka" rehefa avy nandao ny toerana fivoahana.
- Nangataka famelan-keloka tamin'ny Tompony ny Mpaminany (S.A.W), amin'ny toe-javatra rehetra.
- Ny anton'ny fangatahana famelan-keloka taorian'ny famoahana maloto : noho ny tsy fahatomombanana eo amin'ny fankasitrahana an'I Allah noho ireo fitahiany be dia be, ao anatin'izany ny fanamorana ny fanesorana izay manahirana, ary mangataka famelan-keloka Aminao aho raha toa ka variana tsy nahatsiaro Anao aho tamin'ny ny famoahana maloto.