- Tsy maintsy manao "istinshak" eo amin'ny ouzou, izany hoe : mampiditra rano amin'ny orona miaraka amin'ny fofonaina, ary tsy maintsy manao "istinsar", izany hoe : mamoaka rano avy amin'ny orona miaraka amin'ny fofonaina.
- Tsara ny manao Istijmàr amin'ny isa tsitokatokana.
- Ny maha ari-fomba islamika ny manasa tanana in-telo rehefa avy natory amin’ny alina.