- Ny tsy maintsy atao eo amin'ny fanasana ny rantsambatana dia ny indray mandeha, fa ny mihoatra an'izany dia fanampiny mendrika.
- Azo atao indroa ny manasa rantsam-batana rehefa manao ozò indraindray.
- Ny Maha ara-dalàna eo amin'ny fisafoana loha dia ny indray mandeha.