Nanao ozò ny Mpaminany (S.A.W) ka nataony indray mandeha indray mandeha avokoa
Tatitra azo avy amin'i Ibn Àbbàs (R.A), Niteny ka nanao hoe : Nanao ozò ny Mpaminany (S.A.W) ka nataony indray mandeha indray mandeha avokoa.
Notantarain’i Bokhari
Explanation
Indraindray ny Mpaminany (S.A.W) dia nanasa indray mandeha ny rantsana tsirairay aminy rehefa manao ozò, ka nanasa ny tavany - anisan'izany ny vava sy ny orona - ary ny tànana sy ny tongotra indray mandeha, ary io no fetra tsy maintsy atao.
Hadeeth benefits
Ny indray mandeha no tsy maintsy atao ny manasa ireo rantsambatana, ary ny mihoatra noho izany dia mendrika.
Ara-dalàna indraindray ny manasa indray mandeha eo amin'ny ozò.
Ny maha ara-dalàna ny misafo loha indray mandeha.
Share
Use the QR code to easily share the message of Islam with others