- Manazava ny laharam-pahamehan'ny finoana silamo amin'ny fahalalam-pomba sy ny fahadiovana.
- Fanalavirana ny zavatra maloto, fa raha tsy maintsy manao izany izy dia aoka hanao izany amin'ny tànana ankavia.
- Fanazavana ny voninahitry ny havanana sy ny fahamboniany noho ny ankavia.
- Ny fahafenoan'ny lalàna silamika sy ny fahafenoan'ny fampianarany.