- Ny fahendrena ao ambadik'izany dia ny fanajana ny Kaaba Masina sy ny fanomezam-boninahitra azy.
- Fangatahana famelan-keloka rehefa avy nandao ny toeram-pivoahana.
- Ny fampianarana tsara nataon'ny Mpaminany (S.A.W) Satria rehefa nanambara ny fady izy dia nanondro ny azo atao.