- Famporisihana ny olona hitandro mandrakariva ny fianarana momba ny fidiovana masina, ny Sunnah sy ny etika, ary fanatantanterahana azy.
- Tombotsoan'ny Ouzo, ary izy dia mamafa ireo fahotana kely, fa ny ny fahotana lehibe kosa dia tsy maintsy amin'ny alàlan'ny fibebahana.
- Fepetra takina amin'ny famafana ny ota dia ny fanaovana ny Ouzo sy ny fanatanterahana azy amin'ny endrika feno sy tsara ka tsy ahitàna lesoka araka izay fomba nanazavan'ny Mpaminany (S.W.A).
- Ny famafana ny fahotana ao amin’ity hadith ity dia voafetra ihany amin’ny fialana amin’ny fahotana lehibe sy ny fibebahana amin’izany. Hoy i Allah ilay Tsitoha : (Raha manalavitra ireo fahotana lehibe izay nandrarana anareo ianareo, dia hofafanay ireo faharatsiana vitanareo) [An-nisà°: 31].