- Ny maha-zava-dehibe ny fampianarana ireo zaza sy ny ankizy momba ny finoana, toy ny fanokanana an'Allah sy ny fahalalam-pomba ary ny ankoatr'izay.
- Ny valisoa rehetra dia mifanaraka amin'ny asa atao.
- Voadidy ny miantehitra amin'Allah, sy fitokisana azy tsy misy ankoatrany, ary izy no mpiahy tsara indrindra.
- Ny finoana ny anjara sy ny lahatra ary ny fahafaham-po amin’izany, ary Allah nandahatra ny zavatra rehetra.
- Izay manary ny didin’Allah, dia hamery azy Allaharya tsy hiaro azy.