- Ny fitalahoana dia fanompoana izay tsy azo atao afa-tsy amin’I Allah Tsitoha.
- Ny valisoa azo amin'ny fanokanana an'I Allah, izay maty ao anatin'izany dia hiditra amin'ny Paradisa, na dia ho saziana aza izy noho ny fahotana sasantsasany vitany.
- Ny loza ateraky ny fanompoan-tsampy, ary izay maty ao anatin'izany dia hiditra amin'ny helo.