- Ny fahasoavana sy ny halehiben'ny finoana Islam ary ny famotehana ny fahotana teo alohany.
- Ny haben’ny famindrampon’Allah sy ny famelan-kelony ary ny fandeferany ho an’ireo mpanompony.
- Fandrarana ny fanompoan-tsampy, fandrarana ny famonoana olona amin'ny tsy ara-dalàna, ny fandrarana ny fijangajangana, ary ny fandrahonana ireo izay manao izany fahotana izany.
- Ny fibebahana amin-kitsimpo miaraka amin’ny fahadiovam-po sy ny asa soa dia manafoana ny fahotana lehibe rehetra, anisan’izany ny tsy finoana an’Allah ilay Tsitoha.
- Voarara ny famoizam-po sy ny fahakivina amin'ny famindrampon'Allah ilay Be voninahitra.